Fizahan-teny

Ohabolana : anelanelany

Ohabolana 1Latsaka anelanelany hoatry ny kaka. [2.415 #2606]
Latsaka anelanelany ohatra ny kaka. [2.653, 1.1]
Latsaka an' elanelany tahaka ny kaka. [2.558 #1755]
Latsaka anelanelany toy ny kaka. [2.165 #1009]
Fanazavana malagasySendra fahasahiranana manery andaniny roa avy. [1.1]
Dikanteny frantsayPlacé entre deux maux comme la parcelle de nourriture placée entre les dents. [2.415 #2606]
Pris des deux côtés comme un coin. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait d'une situation inextricable. [2.415 #2606]

Fizahan-teny