Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : lempona | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Vato mikodiadia ka tsy mijanona tsy an-kandemponana. [2.558 #316]
Vato mikodiadia, ka tsy mitsaha-tsy an-dempona. [2.165 #110] Vato mikodiadia : tsy mitsahatra tsy an-kandemponana. [2.415 #2417, 2.653 #3636, 2.974 #463] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pierre qui roule : elle ne s' arrête que dans le creux, en bas. [2.415 #2417]
Pierre qui roule : ne s’arrête qu’au fond de l’abîme. [2.974 #463] Une pierre qui roule ne s' arrête qu' au bas de la pente. [2.165 #110] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui se ruinent. [2.415 #2417] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||