|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : tsobo

Ohabolana 1Kobay nisañ'aja : tsy tsobo fa haliño. [1.68]
Dikanteny frantsayBâton avec lequel joue un enfant : pas perdu, mais oublié. [1.68]
Fanazavana frantsayLes enfants ne font pas attention au matériel. [1.68]

Ohabolana 2Kobay vy be navikoviko tanjake, vy tsobo, tanjake tsy azo. [1.68]
Vy be navikoviko tanjake : vy tsobo, tanjake tsy azo. [1.68]
Dikanteny frantsayArme en fer qu'on a lancé sur un hérisson, le fer est perdu, le hérisson n'est pas tué. [1.68]
Fer qu'on a lancé sur un hérisson : le fer est perdu, le hérisson n'est pas tué. [1.68]

Ohabolana 3Manao helo-boa tsobo tinjoke. [1.68]
Dikanteny frantsayTrès fâché comme un caïman qui a perdu sa proie. [1.68]

Ohabolana 4Vezo ka renjeke, Mikea ka tsobo. [1.68]
Vezo mete renjeke, Mikea ka tsobo. [1.68]
Dikanteny frantsayUn Vezo peut se noyer, un Mikea peut se perdre. [1.68]
Vezo noyé, Mikea perdu. [1.68]
Fanazavana frantsayMême un spécialiste commet des erreurs. [1.68]
Même un spécialiste peut se tromper. [1.68]

Ohabolana : tsobo

Ohabolana 1Aza manao tsobo-dranon-dRamiangaly ka raha marivo hirosoana, raha lalina hihemorana. [1.1]
Tsobo-dranon-dRamiangaly : marivo mihanana, lalina miherina. [1.147 #T170]
Tsobo-dranon-dRamiangaly : raha marivo irobohana, raha lalina ihemorana. [2.558 #4466]
Fanazavana malagasyIlazana ireo olona tsy mety manao zavatra sarotra fa ny mora ihany no ataony. [1.1]

Ohabolana 2Ny tsobo tsy mahaleo ny tangena. [2.558 #3338]

Fizahan-teny