Teny iditra (1/10) | 1 ana- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe anaka |
Teny iditra (2/10) | 3 ana- |
Sokajin-teny | 4 endritenin' ny hoe anana |
Teny iditra (3/10) | 5 ana |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed. |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#34] essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/10) | 11 ana |
Sokajin-teny | 12 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3#35] comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là) 15 [1.68] [Vezo] Idée de possession |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Teny iditra (5/10) | 20 ana |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Sihanaka]
vary |
Voambolana |
23 Haizavamaniry: ahitra |
Teny iditra (6/10) | 24 ana |
Sokajin-teny | 25 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.78] [Taimoro]
miantsoroka |
Tovy hevitra | 27 miana |
Teny iditra (7/10) | 28 anà |
Sokajin-teny | 29 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.78] [Betsimisaraka]
anao |
Tsanganana sy sary iray takila |
31 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (8/10) | 32 ~ana |
Sokajin-teny | 33 tovana [Fitanisana] |
Teny iditra (9/10) | 34 a~na |
Sokajin-teny | 35 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
Teny iditra (10/10) | 36 Anà |
Sokajin-teny | 37 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
38 [2.996] Anah |
Fanazavàna teny frantsay |
39 [2.996] Ana |
Voambolana |
40 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 41 Toko sy andininy momba Anà |
Fivaditsoratra | 42 ana, a~na, ~ana, anà, ana- |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |