|
|
|
|

Teny iditra 1  betsimisaraka
Singan-teny  2 be, 3 tsy, 4 misaraka
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 nom d'une population de la côte est de Madagascar (ville principale: Tamatave) [1.5]
Ohatra  10  Manao ahoana ny fandraisan' ny betsimisaraka azy? [2.270#75]
11  Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i betsimisaraka Fenoarivo. [2.113#93]
12  Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny [2.529#7]
Voambolana  13  Tantara: firenena
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  15  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  16  Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21