| Teny iditra (1/3) | 1 ory |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory
25 mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory 26 ampijalina, ampahorina 27 hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched.
[1.2] 29 miserable, wretched, poor [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 pauvre
[1.3, 1.8] 31 affligé, malheureux [1.3] 32 taquiné [1.3] 33 misérable [1.8] |
| Ohatra |
34 fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany!
[2.324]
35 hony Rangodongodona manao ahoana izany toetry ny ory? [2.131] 36 Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [2.69#103] |
| Mpanahaka | 37 faraidiny, 38 mikaforoforo, 39 mikokokoko, 40 poripory |
| Fikambanana | 41 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how ory |
| Ohabolana | 42 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 43 ory |
| Fototeny | 44 otra |
| Sokajin-teny | 45 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana orina [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/3) | 46 Ory |
| Sokajin-teny | 47 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
48 Uri
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
49 Uri
[2.996] |
| Voambolana | 50 Soratra Masina |
| Fivaditsoratra | 51 Orì, ory, Ory, 52 rio, 53 roy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|