Teny iditra (1/3) | 1 tahaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! [1.1] 4 Dika mitovy [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Like, similar to [1.2#599, 1.7] 6 As [1.2#599] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Semblable, pareil [1.8] 8 Copie [1.13] |
Ohatra |
9 ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony. [2.324] 10 Olona tahaka ny inona izy izany, ry dada? [2.470] 11 Mba mieritrereta fa aza dia miteniteny foana tahaka izany. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny tahaka io |
Teny iditra (2/3) | 23 tahàka |
Sokajin-teny | 24 mpampiankin-teny |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
26 Ny mpampiankin-teny rehetra |
Teny iditra (3/3) | 27 ta-haka |
Sokajin-teny | 28 kambanteny |
Singan-teny | 29 ta, maka |
Fivaditsoratra | 30 hakata, hataka, tahaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/17 |