Teny iditra | ahiahio > ahiahina (ahiahy (ahy)) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be suspected, to be distrusted, or regarded with suspicion. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Suspect [1.13] | ||||||||
Qu'on suspecte [1.5] | |||||||||
Ohatra | Raha misy trano ahiahina hieren' olona nandika ny Lalàna, na anaovan-javatra raran' ny Lalàna, na misy zavatra nangalarina na very mipetraka ao, dia azon' ny Antily idirana rehefa milaza aloha amy ny tompon-trano izy/
[1.123] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahiahina, ihaihana |