|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  akany
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Tranom-borona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the nest or roosting place of wild birds. [1.2]
6 a nest [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 nid [1.8]
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe akany
Lahatsoratra  10 Randzavola: akany ao amin' ny Baiboly
Sary 
11  12 

Teny iditra (2/4) 13  akany
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a youth center. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 foyer (pour les jeunes). [1.8]

Teny iditra (3/4) 18  akañy
Sokajin-teny  19  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  20 [Betsimisaraka] any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany [1.78]
21 [Sihanaka] any [1.78]

Teny iditra (4/4) 22  akany
Sokajin-teny  23  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  25 [Bara] ady, fifandirana [1.78]
26 [akañy] [Antesaka] Fifandirana [1.78]
27 [Tanosy] Fifandirana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  28 [akañy] [Antesaka] argumentation, discussion [1.82]
Tovy hevitra  29 ankany

Fivaditsoratra  30 aanky, akany, akañy, 31 anaky, 32 anika, 33 Ankay, ankay, 34 inaka, 35 Kaina, kaina, 36 kiana, 37 niaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19