Teny iditra | akaka (kaka) | |||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo [1.1] | |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Teny iditra | akakà (akà) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Hésitation, balbutiement [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Teny iditra | akaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Angaka [1.78] | |||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | |||||||||
Teny iditra | akaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Betsileo] (sans doute le nom du canard akaka, qui fréquente les mêmes lieux humides) Costularia baronii C.B. Clarke et Costularia pantopoda (Baker) C.B. Clarke (Cyperaceae). Pas d'usage connu. [1.196] | |||||||||
Anarana siantifika | Costularia baronii, Costularia pantopoda | |||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04 |
![]() |