Teny iditra | 1 aloha |
Fototeny | 2 loha |
Sokajin-teny | 3 mpampiankin-teny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa 5 Homeko valisoa izay mahavaly aloha 6 (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo 7 (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 before [1.2, 1.7] 9 previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 first [1.3, 1.7] 11 avant [1.8, 1.13] 12 au devant; auparavant [1.8] 13 antérieur, devant [1.13] |
Voambolana |
14 Fotoana 15 Toerana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tohi-kevitra | 24 aoriana |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
38 Ny mpampiankin-teny rehetra |
Fivaditsoratra | 39 ahalo, aloha, haalo, halao, haloa, haola, hoala, loaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15 |