| Teny iditra (1/9) | 1 ara- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe araka |
| Ohatra |
3 Fiadanana ara-batana ve?
[2.529#]
4 Fiainana ara-po, ara-pihavanana io. [2.299#] |
| Teny iditra (2/9) | 5 ara |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
7a species of wild duck.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8canard à bosse.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 9 Haibiby: vorona |
| Tovy hevitra | 10arosy |
| Teny iditra (3/9) | 11 ara |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13rotsirotsy.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14moyen de satisfaire.
[Taisaka]
[1.82] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16arazaza |
| Teny iditra (4/9) | 17 ara |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19famarana, fandrefesana.
[Taisaka]
[1.78] 20ventim-belaran-tany. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21mesure.
[Taisaka]
[1.82] 22are. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 25 Toerana |
| Teny iditra (5/9) | 26 ara |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28haran-dranomasina.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Voambolana | 29 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (6/9) | 30 ara |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32fatra.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (7/9) | 33 ara |
| Sokajin-teny | 34 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
35ary, araky.
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (8/9) | 36 ara |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
38name of a tree. Ficus sp. Same as voara [Mal. ara.].
[Betsileo]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
39Ficus tiliifolia Baker (Moraceae). Le fruit ou voara (nom qu'on donne souvent aussi à l'arbre tout entier) est comestible ; très estimé. On en confectionne des préparations adoucissantes contre la toux. (voir aussi voara)..
[Betsileo, Bara, Taisaka, Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tovy hevitra | 41voara |
| Kamban-teny rehetra | 42hazoara |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (9/9) | 43 Ara |
| Sokajin-teny | 44 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
45Randzavola: Ara amin' ny Baiboly.
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
46Arah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
47Arah.
[2.996] |
| Voambolana | 48 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 49aera, aera |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 50Toko sy andininy momba Ara |
| Fivaditsoratra | 51 ara, Ara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06 |
|