Teny iditra | 1 aza hitan' ny fara aman-dimby |
Singan-teny | 2 aza, hita, fara aman-dimby |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 loza na fahoriana mahazo ny tena na ny hafa, ka tsy tiana hihatra amin' ny zanaka mpandimby na oviana na oviana [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |