|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boribory
Fototeny  2  bory
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza vaingan-javatra tsy misy zoronjorony na lavany sy sakany fa toy ny laoranjy na ny baolina: Boribory ny kanety ilalaovan' ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  round, spherical [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  sphérique, rond [1.3, 1.8]
7  (du malais bulat) Rond ou sphérique ; hazo boribory : bois rond, rondin. On dit par contre, bongo, haro bongo quand il s'agit d'un arbre vivant, de forme arrondie. [1.196]
Ohatra  8  Vato boribory (Pierre ronde) [1.3]
9  boribory ny tany [2.499]
10  Ary nisy filanjana volamena boribory misy voromahery volamena ao antampony [2.48]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)27  boribory
Sokajin-teny  28  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  29  obstinate [1.2, 1.7]
30  stubborn [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  31  violent, injuste [1.3#90]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  33  boribori, boribory, robirobi, robiroby

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08