|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dinitra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny iharana :
4  Mpamaritra :
Voambolana  5  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  6  hatsembohana [1.1, 1.13]
7  fana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8  sweat, perspiration. See linitra, tsemboka [1.2]
9  perspiration [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  (diñitra) sueur. [Tankarana] [1.19]
11  sueur [1.8, 1.13]
Ohatra  12  Nivoa-dinitra ny endriny. [2.499#47]
13  Dia tsemboka ka mivoa-dinitra avokoa izy. [2.48#251]
14  izany mitsoka sy mikopaka afon' arina avy mianatra: ny handrina feno dinitra, ny takolaka feno ranomaso. [2.285#165]
Tsipelina hafa  15  di, dinitry
Kamban-teny 
Lohateny 

Teny iditra (2/2)19  Dinitra
Singan-teny  20  dinitra
Sokajin-teny  21  anarana (lohatenin' boky)
Voambolana  22  Haisoratra: boky
Mpanoratra  23  Andriamanantena Georges
Mpanonta printy  24  , 1973
Lahatsoratra  25 

Fivaditsoratra  26  Dinitra, dinitra, Dinitra, dinitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21