Teny iditra (1/4) | 1 dobo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitantanan' olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary: Nanao dobon-trondro anankiroa izahay erỳ amin' ny tanin' anana 4 Farihy kely: Misa dobo kely ao andrefantranonay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a pool, a reservoir [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 vivier. [Tankarana]
[1.19] 7 bassin, réservoir [1.3, 1.8] 8 vivier, la nappe d'eau qui se forme au confluent de deux courants, gouffre au pied des chutes d'eau [1.3] 9 étang [1.8] |
Ohatra |
10 Maina io dobo io tamin' izay. [2.472] 11 dobo taloha, Andrianambonimena nanao azy ho vary [2.48] |
Mpanahaka | 12 farihy, kamory, ranovory, ranomihandrona, antara, heniheny, hetrina, honahona, hotsaka, petsapetsa, matsabory |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny dobo io |
Teny iditra (2/4) | 15 dobo |
Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
17 very zo, heverina ho tsinontsinona [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (3/4) | 18 dobo |
Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny frantsay |
22 qui chavire, s'engloutit [Tankarana]
[1.19] 23 inondé, plein d'eau [1.3] 24 coulé, inondé, naufragé, rempli [Vezo] [1.68] |
Teny iditra (4/4) | 25 dobo |
Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
27 double, doublé [Vezo]
[1.68] |
Fivaditsoratra | 28 bodo, dobo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |