|
|
|
|

Teny iditra 1  mamehy
Fototeny  2 fehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa handeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to tie up, to knot. [1.2]
10 to tie [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 lier, attacher [1.8]
Ohatra  12  Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. [1.38#376]
13  Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [4.27]
Mpanahaka  14  mamatotra, 15  mamona, 16  managigigigy, 17  manandrotra, 18  manao fatomaty, 19  manao fatotra jagigy, 20  manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola, 21  manao rohy foza, 22  manao tadivavarana, 23  manasingory, 24  mandadina, 25  mandiditra, 26  mandringotra, 27  mandrohy, 28  maningotra, 29  mifehy
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mamehy

Fivaditsoratra  mamehy, 31 mihame

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22