| Teny iditra | 1 fito |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro.
4Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5seven. [Jav. pitu.].
[1.2] 6seven. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7sept.
[1.3, 1.5, 1.8] |
| Isam-pirenena |
87.
9VII. [3.1] |
| Ohatra |
10 Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo.
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 30 Matematika: rafitrisa |
| Kamban-teny rehetra | 31Fikambanana 38 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
33 Ny isa 34 Fifanampiana 35 Fampitomboana |
| Lahatsoratra | 36Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Fivaditsoratra | 37 fito, 38 foty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|