|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the heart (physical) [1.2]
6  the heart [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  coeur [1.3, 1.8, 1.13]
8  intérieur, moelle de certaines plantes [1.3]
9  (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc. [1.196]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Anaran-toerana 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny fo io

Teny iditra (2/4)23  fo
Sokajin-teny  24  anarana
Sampanteny 
25  Matoantenin' ny mpanao :
26  Matoantenin' ny iharana :
27  Anarana :
28  Mpamaritra :
Voambolana  29  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  30  Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31  the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32  volonté, courage, désir, intention [1.3]
Haiendriteny 
33  Tsotra :
34  Tovonana :
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  67  Ohabolana misy io teny fo io
Lahatsoratra  68  Randzavola: fo ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/4)69  fo
Sokajin-teny  70  tambinteny
Fanazavàna teny anglisy  71  foana [Provincial] [1.2]
Tsanganana sy sary iray takila  72  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (4/4)73  fo~
Sokajin-teny  74  tovona
Fanazavàna teny malagasy  75  Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra (rehitra), foretsika (retsika), [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  76  préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra (rehitra), foretsika (retsika), forofotra (rofotra) [1.12]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29