Teny iditra |
fohy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy lava, kely: Fohy loatra ny akanjonao Tsy maharitra, mora tapitra: Fotoana fohy taorian' izay... [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Short [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Court [1.3, 1.8]
|
| Bref, laconique, petit [1.3]
|
Ohatra |
1 | fotoana fohy taorian' izany, dia nahita asa izy.
[2.4]
|
2 | tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina.
[2.472]
|
3 | fohy io zazalahy io (ce garçon est petit)
[1.3]
|
4 | fohy ny andro izao (les jours sont courts maintenant)
[1.3]
|
|
Sampanteny |
Tohi-kevitra |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
fohy
(foka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fohina
|
Ohatra |
1 | fohy ny hanitr' ireo vonin-kazo ireo (humez le parfum de ces fleurs)
[1.3]
|
2 | fohy ny amoniaka (aspirez l’ammoniaque)
[1.3]
|
|
|