|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  gorobaka (robaka)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Loaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  pierced through [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  percé de part en part [1.3#200, 1.8]
Ohatra  11  Notsindrotsindroniny tamin' ny sabatra ny rindrina ka gorobaka. [2.649]
12  Ny andro amin' ny herinandro kosa dia toa izao: ny alahady andro mahery, ny alatsinainy andro mena, ny talata andro gorobaka, ny alarobia tsy miverina, ny alakamisy manantena hisy, ny zomà andro mainty, ny asabotsy andro mibontsina. [2.296]

Teny iditra (2/3)13  gorobaka
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  15  prodigue [1.3#200]

Teny iditra (3/3)16  gorobaka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny anglisy  18  deceit. See fitaka [1.2]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13