Teny iditra | 1 mihaingo |
Fototeny | 2 haingo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. 6 [1.7] to adorn oneself |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] s'orner; être paré |
Ohatra |
8 Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 manamy, mianjaika, miangolavaitra, mihamitra, mihaminkamina, mihetsiketsika, mipitsopitsoka, mijihina, miramarama, miramadramatra, miraratra, mipopopopo, miravaka, mirebaka, mirenty |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mihaingo io |
Fivaditsoratra | 16 haingoim, hogainim, mihaingo, nogaihim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |