|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  hitsy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ
9  Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ
10  Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara
11  Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Lohateny 

Teny iditra (2/4)16  hitsy
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  fijoroana mahitsy [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/4)19  hitsy
Sokajin-teny  20  anarana
Voambolana  21  Matematika: rafitsary
Fanazavàna teny frantsay  22  droite [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (4/4)27  hitsy
Sokajin-teny  28  anarana
Sampanteny 
29  Matoantenin' ny mpanao :
30  Anarana :
31  Tambinteny :
Voambolana  32  Haizavamaniry
Fanazavàna teny malagasy  33  karazan-kazo fanaovan-trano [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  34  Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [Betsimisaraka] [1.196]
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  37  hitsy, tsihy

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22