Teny iditra | kadio > hadio (dio) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany [1.1] | |
Tovy hevitra | hadiovana ~ fahadiovana | |
Teny iditra | kadio > hadio (hady) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hadina | |
Fivaditsoratra | ahôdy, hadio, haody |
Teny iditra | kadio > kadina (kady) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana kady: Nokadiny tsy hidiran' olona ny sahany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Où on plante une perche en signe de défense, qu’on interdit, qu’on défend: Nokadiko tsy hidiran' ilay io ny tranoko (J’ai interdit à celui-là l’entrée de ma maison) [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | kadio > kadina | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Latsintafo tanimanga [1.13] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bardeau [1.13] | ||||||||
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | ||||||||
Fivaditsoratra | dakany, danika, dikana, dinaka, kadina |