|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lavaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  9  Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany
10  Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy
11  Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  a hole, a cave, a den. See loaka, zohy [1.2]
13  a pit, a hole, a cave [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  trou, fosse, caverne [1.8]
[1.13]
Ohatra  15  Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka. [2.606#]
16  lavaka kely izy ireny teo am-piandohana. [2.117#]
17  Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117#]
18  Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io; [2.59#]
Haiendriteny 
19  Tsotra :
20  Tovonana :
Kamban-teny 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny lavaka io
Sary 
33 
34 
35 

Teny iditra (2/2)36  lavaka
Sokajin-teny  37  anarana
Voambolana  38  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  39  (au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo. [Betsimisaraka] [1.196]
[Bezanozano]

Fivaditsoratra  40  kalava, lavaka, valaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19