|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mamy
Fototeny  2  hamy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7  Mahafina ritra amin' ny lela ny tsirony: Mamy ny tantely
8  Tiana, ankafizina fatratra: Mamy ny zanaka
9  Mahafinaritra, tsaroan' ny aina: Mamy ny miaina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  sweet [1.2, 1.7]
11  well-liked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  doux
13  chéri [1.3, 1.8]
14  suave, excellent, agréable, délicieux; à quoi on tient, on est attaché: Mamy ity fanafody ity (Ce remède est doux) ~ Mamy ireo voankazo ireo (Ces fruits sont doux, excellents) ~ Mamiko ity zanako ity (Cet enfant fait mes délices, je chéris cet enfant) ~ Mamy ny miaina (On est attaché à la vie) [1.3]
15  sucré [1.8]
16  doux, sucré, de hamy : saveur du miel, comparer au Malais : manis, au Dayak : anis, etc.). Pour les Bara la signification est plus étendue qu'en Imerina et peut se traduire : qu'on aime, qu'on mange volontiers. [Bara] [1.196]
Ohatra  17  mamy ny zanaka nateraka [2.48]
18  Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka [2.472]
Tovy hevitra  19  fy, mafilotra, matsiro
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran' olona 
Anaran-toerana 
Lohateny 
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny mamy io

Teny iditra (2/3)31  mamy
Sokajin-teny  32  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  33  manafina [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)34  mamy
Sokajin-teny  35  anarana
Voambolana  36  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  37  Ajuga robusta Baker (Lamiaceae). Plante suffrutescente dont les tiges ont une saveur sucrée [Bara] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16