|
|
|
|

Teny iditra 1  manaratsy
Fototeny  2 ratsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao
9 Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo
10 Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to speak evil of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 diffamer [1.107]
13 calomnier [1.3, 1.8]
14 dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse) [1.3]
Ohatra  15  Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny [2.131]
16  Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina. [2.285#]
Mpanahaka  17  mamasoka, 18  mamingavinga, 19  mamotsifotsy, 20  manabanty, 21  manaboka, 22  manafoka, 23  manakiana, 24  manakizaka, 25  manamavo, 26  manambany, 27  manao ambanin-javatra, 28  manao tsinontsinona, 29  manatsizarizary, 30  manazimba, 31  manebaka, 32  manenitra, 33  manevateva, 34  maniny, 35  maniratsira, 36  manitsakitsaka, 37  manizakiza, 38  manosihosy
Fikambanana  39  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manaratsy
Ohabolana  40  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manaratsy, 41 mañatsary, 42 manatsira, 43 manisatra, 44 maratsañy, 45 matsiraña, 46 misantara, 47 misatrana, 48 siramanta

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22