| Teny iditra (1/2) | 1 manarona |
| Fototeny | 2 sarona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manafina: Misy rahona manarona ny masoandro
9 Mandrakotra: Manarona harona ~ Manarona ny hadisoan' ny sakaizany izy 10 Manodidina: Nanarona ny fahavalo ny miaramilantsika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to cover; to conceal
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 couvrir; cacher
[1.8] |
| Ohatra |
13 Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny;
[2.470#171]
14 Haizina azo tsapana no manarona ny ranomasina sy izay ao aminy. [2.471#12] |
| Mpanahaka | 15 manakona, 16 mandrakotra |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manarona |
| Teny iditra (2/2) | 18 manaròna |
| Fototeny | 19 sarona |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manarona [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | manaròna, manarona, 21 manoràna, manorana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|