|
|
|
|

Teny iditra1  metaly
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Simia
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  metal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  métal [1.3, 1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  lematy, metaly

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31