|
|
|
|

Teny iditra 1  miempakempaka
Fototeny  2 empakempaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mienda-koditra, miovaka: Efa miempakempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho [1.1]
Tovy hevitra  8 miempaka
Mpanahaka  9  mielakelaka, 10  Miempaka, 11  miendaka, 12  mihalangalana, 13  mikipaka, 14  mikoan' ny nahiny, 15  miovaka, 16  misendaka, 17  misinda, 18  mitakovana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22