|
|
|
|

Teny iditra 1  miparitaka
Fototeny  2 paritaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry
9 Mandositra atsỳ sy arỳ, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy
10 Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho vita haingana ity fa miparitaka ny kofehy [1.1]
11 miely [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  12 to scatter [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 s'éparpiller [1.8]
14 se disperser [1.13]
Ohatra  15  miparitaka manodidina ny trano lay ny lasin' ny mpiasa. [2.472#172]
Mpanahaka  16  mameno tanety, 17  miely, 18  mielipatrana, 19  mihahaka, 20  mihanaka, 21  miitatra, 22  miparasadrasaka, 23  miparasaka, 24  Mipariaka, 25  misaratsaraka

Fivaditsoratra  miparitaka, 26 mipatriaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22