Teny iditra ny arivo lahy tsy maty indray andro
Singan-teny arivo ; lahy ; tsy ; maty ; indray ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05