Teny iditra | 1 raiamandreny |
Singan-teny | 2 ray, amana, reny |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [0] jereo rayamandreny |
Ohatra |
5 Rakoto sady raiamandreny amy ny nofo koa; [2.59#] 6 Matokia ianareo fa izaho no andrian-tokana, izaho no raiamandreny. [2.508#] 7 Noravan' ny raiamandreny koa ny olona ka samy fihahaka namonjy ny lahasany. [2.643#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 raiamandreny, ray aman-dreny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |