Teny iditra | 1 ray aman-dreny |
Singan-teny | 2 ray, amana, reny |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny ray sy ny reny niteraka [1.1] 5 lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina [1.62] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a benefactor, a patron; lit. father and mother [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état 8 terme honorifique donné au peuple [1.3#500] 9 un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait [2.415] |
Ohatra |
10 Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja [2.470] 11 Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? [2.131] |
Tsipelina hafa | 12 raiamandreny, ray |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny ray aman-dreny io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |