Teny iditra |
saotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Thanks, thanksgiving; gratitude [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Remerciement, reconnaissance [1.8]
|
Ohatra | Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy:
[2.470]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
saotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
Fivavahana amin' ny Razana [1.1]
|
|
Teny iditra |
saotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Talenta ratsy [1.78]
|
|