Teny iditra | teny tsy loa-body | |
Singan-teny | teny ; tsy ; loa-body | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina;
teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina Safeli-teny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An indirect allusion [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Allusion indirecte [1.8] | |
Paroles dont le sens est ambigu. Allusio [...] [tohiny 1.5] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |