|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitoby
Fototeny  2 toby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila
9 Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to encamp [1.2]
11 to camp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 camper [1.6]
13 [Tanala] être rassemblés [1.6]
Mpanahaka  14  mamozezy, 15  miangona, 16  miavosa, 17  miavovona, 18  mifanongoa, 19  mihorona, 20  mitangorona, 21  mitobe, 22  mivangongo, 23  mivongaingy, 24  mivozezika

Teny iditra (2/2) 25  mitôby
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27 [Tanosy] mipetraka [1.78]

Fivaditsoratra  mitôby, mitoby

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19