Teny iditra (1/6) | 1 valana |
Fototeny | 2 vala |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana fefy manodidina: Valao ny ombinao sao dia mitondraka eny amin' ny tanimbolinay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be enclosed, to be fenced, to be partitioned off [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on entoure, qu'on sépare [1.3] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/6) | 11 valana |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Fandehan' ny rano manaraka ny iva [1.1] 14 fikorianan-dranoka [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
15 the course of water, a going down [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 le cours, le courant de l'eau [1.3] 17 coulée [1.13] 18 courant liquide et violent, comme celui d'une chasse d'eau, d'une purge [1.196] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/6) | 24 valana |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 fitarana, filey [Sihanaka]
[1.78] |
Teny iditra (4/6) | 27 valaña |
Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
29 filahiana [Tambahoaka]
[1.78] |
Teny iditra (5/6) | 30 valaña |
Sokajin-teny | 31 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
32 mazava (ro), matsatso [Tambahoaka]
[1.78] |
Teny iditra (6/6) | 33 valana |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
35 (sens général : courant rapide). D'où fivalanana : diarrhées, selles liquides ; et fampivalanana : purgatifs. Nom donné à divers produits purgatifs, notamment l'huile de ricin. [1.196] |
Voambolana |
36 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Fivaditsoratra | 37 avalan, lavana, navala, valana, valaña, avalan, lavana, navala, valana, valaña |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |