|
|
|
|

Teny iditra1  valo ambin' ny folo
Singan-teny  2  valo, amby, folo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] eighteen (18)
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] dix-huit (18)
Ohatra  6  Manana zo hifidy sy hofidina ny olona feno valo ambin' ny folo taona [2.445#118]
7  Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Rakoto [2.471#63]
Voambolana  8  Matematika: rafitrisa
Tsipelina hafa  9  valoambinifolo
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12