Teny iditra | e
![]() | ||
Sokajin-teny | anarana (eva) | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tarehintsoratra fahefatra ary zanatsoratra na zanapeo faharoa amin'ny abidy malagasy. [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The fourth letter of the Malagasy Alphabet. It is pronounced as the English ay in bay. It always takes the accent in a root word. It undergoes no change in combination with prefixes. In many passive verbs from roots ending in y, the y is changed to e, as: vonjy, vonjena; tery, terena, etc. akeky, for akaiky; maneky for manaiky; fanekena, for fanaikena. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | La quatrième lettre et deuxième voyelle de l'alphabet malgache. Il se prononce comme é; il n'est jamais muet: Tefena prononcez Téféna. [1.3] | ||
Fanazavàna teny italianina | Quarta lettera dell'alfabeto malgascio. [1.18] | ||
Mpanahaka | abidỳ | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny abidia | ||
Lahatsoratra | Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | ||
Sary |
| ||
Teny iditra | e | ||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Entina miantso, ka atao: Eo alohan'ny anaran'ny olona itenana:
E! ry razana ato ambany rangolahy!
Eo aorian'ny anaran'olona antsoina tsy dia hajaina loatra:
Ketaka e! Entina manamafy fa manaiky: Azonao ve izany? Azoko e! / Eny e! tsy azoko tsinontsinona ny toro-hevitrao! [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Ô! eh! eh bien! vraiment! 1. Précède les invocations: E Andriamanitra. Ô Dieu. 2. Ee. Non. Vitanao va ilay asa? -- Ee. Avez-vous fini le travail? -- Non. 3. E. Oui. Mandehàna ankehitriny izao, anaka. -- E. Partez maintenant, mon enfant. -- Je pars. 4. E! pour huer après une inconvenance. E! io ilay ratsy vintana! Oh! voilà le vilain! 5. S'ajoute aux invocations, aux appels, aux interrogations, aux chants, aux salutations, et sert souvent à donner plus d'expression ou de force au terme pécédent, ou à la voix; Ketaka e. Eh! fillette. Eny e. Eh bien, oui; oui, vraiment. [1.3] | ||
[Taisaka] Particules usitées dans les phrases interrogatives ou impératives [1.82] | |||
[Taisaka] Exclamation d'étonnement; interjection d'appel [1.82] | |||
Hé! Hein! 1. Ohé! Sert à appeler (en s'adressant [...] 2. Interjection de renforcement. Velo [...] [tohiny 1.5] | |||
[Tanala]
1. Vocatif: eh, ô (employé dans un discours ou dans un chant pour
renforcer la phrase ou lorsqu'on s'adresse à quelqu'un;
employé dans les invocations).
Misaotra, e zoke, "Je te remercie, ô aîné".
Mba araninao e ny zaza, Rasirôva, "Mais berce donc l'enfant, Rasirôva". 2. En fin de phrase, renforce le sens de la phrase. Aza kay i endriny e, "Mais où est donc passée sa mère". 3. Sert à marquer la désapprobation, la déception, le dégoût: oh! ce n'est pas vrai! [1.6] | |||
Ohatra | Rasao velona é!Teteho hoatry ny voananana é! Tapatapaho avalanao rano é! Doroy ny afon’ anjavidy é!
[2.587] | ||
Teny iditra | e | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka] Eny [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Oui [1.82] | ||
Teny iditra | e | ||
Sokajin-teny | mpanoritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Ny: Indro e volanao | ||
Teny iditra | e | ||
Sokajin-teny | mpampiankin-teny | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Any: Mitoboky e Sale [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Pour eo, ici, devant les noms de lieux: Mandeha Emanambondro izy (il va à Manambondro) [1.82] | ||
Teny iditra | e
![]() | ||
Sokajin-teny | mpampitohy | ||
Fanazavàna teny italianina | Sy, ka, koa. [1.18] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03 |
![]() |