Teny iditra (1/3) | 1 hiaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Feo avo entina hihaikana, hihantsiana ady na hireharehana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a cry of defiance or of victory |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#243, 1.8] cri de défi, cri de victoire 6 [1.3#243] cri de provocation |
Ohatra |
7 Nisy feo nidradradradra nahonena, nisy hiaka tokana, ary nisy rà sesehena nandriaka. [2.895#] |
Voambolana |
8 Feo |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 hiaka |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Soritra hita mazava miharihary, ka matetika ny soritra fotsy na mena no lazaina amin' izany |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#244] trace visible, distinctive, ordinairement blanche ou luisante |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 19 hiaka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Sihanaka]
tany marina malalaka mazava |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.19] [Tankarana]
clairière, plaine, grand terrain plat, découvert ; tanèty, collines sans arbres. (hày). 23 [1.196] Sols sur lesquels la forêt a été détruite et où il ne pousse plus qu'une herbe rase. Clairières, emplacements dénudés en forêt. [Merina] 24 [Bezanozano] |
Voambolana |
25 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fivaditsoratra | 26 ahika, akiha, haika, hakai, hakia, hiaka, kahia |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/19 |