Teny iditra |
mihomehy
(homehy (hehy))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray volana, hono, ity zaza ity dia nihomehy Mamazivazy: Nihomehy an' ilay Rangahy be kibo daholo ny ankizy Maneso, manakora: Tsy fanao ny mihomehy ny resy
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To laugh at, to mock; to laugh [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rire; se moquer de [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ankizy mahay mihomehy ireny, ankizy mahay milalao, mahay mihira, mahay mifaly, - saingy zanaky ny Tantsaha, ankizin' ambanivohitra.
[2.470]
|
2 | Izy ve mihomehy, ianao tsy hihomehy!
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihomehy |
Ny lasa : |
nihomehy |
Ny hoavy : |
hihomehy |
Filaza mandidy : |
mihomeheza |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|