<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 11:31 | And |
Ary Tera nitondra an' i Abrama zanany sy Lota zafiny, zanak' i Harana, ary Saray vinantoni-vavy, vadin' i Abrama zanany; dia niaraka taminy ireo ka niala tao Oran' ny Kaldeana hankany amin' ny tany Kanana; dia tonga tao Harana izy ka nonina tao. | Ary nentin' i Tare Abrama zanany mbamin' i Lota zafiny, zanak' i Aràna, ary Saray, vinantovaviny, vadin' i Abrama zanany; ary niara-nandeha izy ireo niala tany Ora any amin' ny Kaldeana, mba ho any amin' ny tany Kanaana. Nony tonga tao Haràna anefa izy ireo dia nonina tao. |