<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 23:16 | And |
Dia neken' i Abrahama ny tenin' i Efrona, ka nolanjainy ho azy ny vola izay efa voalazany teo anatrehan' ny taranak' i Heta, dia sekely volafotsy efa-jato lanin' ny mpivarotra. | Nohenoin' i Abrahama i Efrona ka nolanjain' i Abrahama ny vola voalazany teo anatrehan' ny zanak' i Heta, dia volafotsy efa-jato sikla, araka ny fandraisan' ny mpivarotra azy. |