<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 27:33 | And |
Ary toran-kovitra indrindra Isaka ka nanao hoe: Iza ary ilay naka haza ka nitondra teto amiko, ary efa nihinanako izany rehetra izany, fony tsy mbola tonga ianao, ka efa notsofiko rano izy; eny, hotahina tokoa izy. | Tera-kovitra mafy indrindra Isaaka, ka nanao hoe: Iza àry ilay efa naka haza, ka nitondra teo amiko? Fa efa nihinanako avokoa izany, talohan' ny nahatongavanao; ary efa nitso-drano azy aho, ka ho voatsodrano tokoa izy. | Alors |