<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 30:14 | And |
Ary nivoaka nitsangantsangana Robena tamin' ny andro fijinjam-bary ka nahita dodaima naniry tany an-tsaha, dia nitondra azy ho any amin' i Lea reniny. Ary hoy Rahely tamin' i Lea: Veloma ianao, mba anomezo ahy kely ny dodaiman' ny zanakao. | Tamin' ny fotoana fijinjam-barim-bazaha, nivoaka Robena, ka nahita mandragora tany an-tsaha, dia nentiny tany amin' i Lià reniny. Ary hoy Rasela tamin' i Lià: Masìna hianao, mba omeo kely amin' ny mandragoran-janakao aho. | Étant sorti au temps de la moisson des blés, |