<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 40:5 | And they dreamed a dream both of them, each man his dream in one night, each man according to the interpretation of his dream, the butler and the baker of the king of |
Ary nanonofy izy roa lahy indray alina, dia ilay mpitondra kapoaka sy ilay mpanao mofon' ny mpanjakan' i Egypta, izay nifatotra tao amin' ny trano-maizina, ka samy nanana ny nofiny araka ny hevitry ny nofiny avy. | Samy nanonofy izy roalahy indray alina, dia ilay mpandroso divay sy ilay mpitàntana mofon' ny mpanjakan' i Ejipta notanana tao an-tranomaizina; ka samy nanana ny nofiny, sy samihafa ny hevitry ny nofiny. | Or, une même nuit, tous deux eurent un songe ayant pour chacun sa signification, l'échanson et le panetier du roi d' |