<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 43:23 | And he said, Peace be to you, fear not: y |
Ary hoy izy: Matokia ianareo, fa aza matahotra; Andriamanitrareo, dia Andriamanitry ny rainareo, no nanome anareo harena tao anatin' ny lasakanareo; ny volanareo dia efa tonga tatý amiko ihany. Dia namoaka an' i Simeona ho eo aminy izy. | Ka hoy izy taminy: Ho aminareo anie ny fiadanana, fa aza matahotra na inona na inona. Ny Andriamanitrareo, ny Andriamanitry ny rainareo no nanome anareo rakitra teo anaty lasakanareo. Fa ny volanareo efa nomena ahy. Dia nentiny nankeo amin' izy ireo Simeona. | Mais il répondit : Soyez en paix et n' ayez pas peur ! C' est |