<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 43:34 | And he took and sent messes unto them from before him: but |
Ary samy nitondrana anjara-hanina avy teo anoloan' i Josefa izy mirahalahy avy; kanefa ny anjara-hanin' i Benjamina dia indimy toraka ny anjaran-drery tamin' izy rehetra. Dia niara-nisotro sy nivoky divay teo aminy izy. | Nasainy nitondrana anjara fihinanana avy teo anoloany ihany izy, nefa ny anjaran' i Benjamina dia indimy hoatra ny anjaran-drery tamin' izy rehetra. Ary niara-nisotro divay taminy tamim-piravoravoana izy ireo. | Mais lui leur fit porter, de son plat, des portions d' honneur, et la portion de |