<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 5:29 | And he called his name |
ary ny anarany nataony hoe Noa, fa hoy izy: Ity no hampionona antsika amin' ny asantsika sy ny fisasaran' ny tanantsika noho ny tany izay voaozon' i Jehovah. | nataony hoe Noe no anarany, fa hoy izy: Ity no hanamaivana antsika amin' ny fahasasarantsika sy amin' ny asa tànana mahasasatra avy amin' ity tany efa voaozon' ny Tompo. | Il lui donna le nom de |